Entry | 1 mandoa vory |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mandoa, vory |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) |
Explanations in English |
5 [1.7] to froth at the mouth |
Explanations in French |
6 [1.8] écumer; baver |
Vocabulary |
7 Health |
Anagrams | 8 mandoa vory, voandamory |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |